• Alakamisy 28 Martsa 2019
Dossier.Tolom-panafahana 29 martsa 1947 Mihamangina ny fahatsiarovana

29 martsa 1947 – 29 martsa 2019. Feno 72 taona rahampitso ny nisian’ny raharaha 29 martsa 1947.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2019
Dossier.Banky iraisam-pirenena « Tokony handroso ara-toekarena i Madagasikara »

Fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa miaraka tamin’ny Banky iraisam-pirenena no natao omaly talata 26 martsa tetsy amin’ny minisiteran’ny fitantanam-bola Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2019
Dossier.Fiaraha-miombon’antoky ny fanjakana sy ny tsy miankina Mila mitandrina ny firenena mahantra

Tany amin’ny taonjato faha-15 no nipoiran’ny teny hoe « fiaraha-miombon’antoky ny fanjakana sy ny tsy miankina (PPP na 3P)) ary tamin’ny taona 1990 tany Grande Bretagne no tena nampiasana sy nampiroborobo azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Martsa 2019
Dossier.Fandaharan’asa FEC faha-4 Famatsiam-bola 43,8 dolara no azon’i Madagasikara

Vita tany Washington tamin’ny zoma 22 martsa farany teo ny fivorian’ny filan-kevim-pitantanan’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena (FMI) izay nankato ny fandaharan’asa ara-toekarena tohanan’ny famatsiam-bola FEC (Facilité Elargie de Crédit).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2019
Dossier.Orinasa Malagasy Tokony hatokisan’ny mpanjifa

Navoaka omaly alakamisy 21 martsa tetsy amin’ny hotely Ibis Ankorondrano ny valin’ny fanadihadiana nataon’ny Facto Saatchi&Saatchi sy ny ATW ny amin’ny filaharan’ny orinasa Malagasy arakaraky ny fitiavan’ny mpanjifa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2019
Dossier.Fikirakirana vola anaty finday Nampandroso be an’i Kenya

Tamin’ny taona 2007 i Kenya no nampiasa voalohany ny fikirakirana vola anaty finday (mobile banking). Izany dia vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny orinasa Vodafone sy ny orinasan-tserasera tany antoerana Safaricom.

Hamaky ny tohiny
FTT