Dossier

Fandraisana ny FAD andiany faha-15 Misy tombony ho an’i Madagasikara


  • Zoma 28 Jona 2019

Mariky ny fandraisana andraikitra eo anivon'ny kaontinanta Afrikanina ny fampiantranoan’i Madagasikara ny fivoriana faharoa,

 hamaritana ny tetibola entina hanampiana ny firenena Afrikanina andiany faha-15 na FAD 15 izay hotanterahina ny 1-3 jolay ho avy izao. Voalohany teo amin'ny tantaran'i Madagasikara ny handraisana azy ity ary hiteraka tombony amin’ny toekarena. Vahiny 150 no andrasana toy ny filohan'ny Banky Afrikanina an'ny Fampandrosoana, Akinwumi Adesina. Hisy akony amin’ny toekarena izany satria ahafahana mahazo fanampiana entina hampiroboroboana ny sehatra fandraharahana. Raha hita ny fahaiza-manaon’i Madagasikara dia hiitatra amina sehatra maro ny famatsiam-bola mety ho azo.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT