- Alatsinainy 16 Desambra 2019
Dossier.Rano maloto sy delestazy Tsy misy iraharahian’ny fanjakana izany
Mitohy ny fahatapahan-jiro lavareny sy ny fahoriana amin’ny fisitrahana rano fisotro madio.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fahatapahan-jiro lavareny sy ny fahoriana amin’ny fisitrahana rano fisotro madio.
Hamaky ny tohinyNy takarivan`ny zoma teo no naverin`ny solombavambahoaka hodinihin`ny loholona ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2020. Ireo loholona kosa dia nandinika sy nandany izay fanitsiana napetrak`izy ireo,
Hamaky ny tohinyNisy ny tatitra nataon’ny Vondrona Eoropeanina (UE) tamin’ny mpanao gazety natao tetsy amin’ny foibeny Tour Zital Ankorondano omaly.
Hamaky ny tohinyNanome fanampiana ho fampandrosoana an’Antananarivo sy ny manodidina ny Masoivoho Frantsay ho amin’ny fampandrosoana (AFD).
Hamaky ny tohinyNolanian’ireo solombavambahoaka rehetra teny Tsimbazaza tamin’ny fomba tsotra sy maika ny sabotsy hariva teo ny Volavolan-dalàna
Hamaky ny tohiny15 taona ny nisian’ny Ofisy nasionalin’ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM).
Hamaky ny tohiny