Dossier

Fananan-tany Miroso amin`ny fanovam-penitra


  • Alakamisy 14 Novambra 2019

Tsy maintsy hirosoana ny fanatsarana ny sehatry ny fananan-tany eto Madagasikara.

 

 

 Efa nisy ny tomban’ezaka amin`ny fanavaozana atao mba ho tena andry iankinana amin`ny fampandrosoana io sehatra io. Misy fivoarana foana ny sehatry ny fananan-tany dia ny fanatsarana eo amin`ny lafiny lalàna, ireo fomba fitsinjarana sy fomba fiasan`ny fitantanana ny fananan-tany… Tsy mifarana akory ny fanovam-penitra (reforme) fa mitohy foana ary hatsaraina arakaraka ny fivoarana ny fampandrosana, hoy ny teo anivon`ny minisiteran`ny fanajariana ny tany (MAHTP). Efa natao ny tomban’ezaka nandritra ny PNF (programme national foncier), izay nivadika UCRSF. Amin`ity taona ity dia efa natsangana ny “Fond National Foncier” izay hanohy azy. Izany hoe ny vinan`ny fanjakana dia eo amin`ny lafiny famatsiam-bola dia tsy tokony ho olana intsony io reforme io, hoy ny tomponandraikitra. Miditra amin`ny dingana fanamafisana sy fanatsarana ny sampanan fananan-tany mandinika ny hitaritana izay fanovam-penitra amin`ny lavitr ezaka.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT