Dossier

Tontolo iainana Manohana an’i Madagasikara i Sina


  • Alarobia 20 Novambra 2019

Mitentina 50 tapitrisa ariary ireo fitaovana nomen’ny governemanta sinoa entina hanohanana ny governemanta Malagasy ny amin’ny

 

fambolen-kazo. Anisan’ireo ako lehibe atrehin’ny fanjakana ny fanomanana sy famolavolana zana-kazo amin’ny alalan’ny fametrahana ireo tanin-janakazo manerana ireo faritra rehetra eto madagasikara mba hahafahana mamboly hazo sy mandrakotra ala an’i Madagasikara ho maitso. Hita taratra ny ezaka sy ny finiavana ataon’i Madagasikara amin’ny fanamafisana orina ny fiarovana ny tontolo iainana, indrindra ny fambolen-kazo ka nahatonga an’i Sina manohana ara-pitaovana, hoy ny masoivoho sinoa. Miroso ny asa eny Soamandrakizay ary roa herinandro no nanombohan’ny asa. Ankoatra ireo mponina eny an-toerana izay nofanina manokana dia mandray anjara amin’ ny fikarakarahana ireo zanak-hazo ny  ministeran’  ny tontolo iainana. Vita omaly ny fifanaovan-tsonia teny Soamandrakizay ny sonia mirakitra izany teo amin’ny minisitry ny tontolo iainana sy ny masoivoho sinoa eto Madagasikara.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT