Dossier

Ofisim-pirenen’ny fizahantany Mankalaza ny faha-15 taonany


  • Alatsinainy 25 Novambra 2019

15 taona ny nisian’ny Ofisy nasionalin’ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM).

 

 

 

 Misehatra amin’ny fanatsarana ny tontolon’ny fizahantany ary miezaka ny mampahafantatra ny hakanton’i Madagasikara amin’ny mpizahatany eto an-toerana sy ny any ivelany ny ONTM. Ho santatry ny fankalazana dia nikarakara fifaninanana misokatra ho an’ny daholobe ny eo anivon’ny ONTM. Fifaninanana horonantsary fohy mitondra ny lohahevitra “ Harena ho an’ny Malagasy ny fizahantany”. 2 hatramin’ny 5 minitra ihany ny faharetany ary alefa amin’ny adiresy mailaka 15ansontm@gmail.com. Azo atao amin’ny teny Malagasy na teny frantsay ny horonantsary alefan’ny mpifaninana ary hita ao amin’ny fesiboky “Madagascar Tourisme” ny andinindininy. Hahazo tapakilana fiaramanidina Antananarivo-Parisy-Antananarivo ny mpandresy.

 

 

Tsirinasolo

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT