Dossier

Madagasikara-Suisse Hiitatra amin’ny fandraharahana sy fizahantany ny fiaraha-miasa


  • Alakamisy 21 Novambra 2019

Nametraka ny taratasy fanendrena azy hiasa eto amiistika i Chasper Sarott, ambasadaoron’ny Kaonfederasiona Soisa ho an’ny Repoblikan’i Madagasikara, izay noraisin`ny filoha Rajoelina teny amin`ny lapan`Iavoloha omaly.

 

 

 

 Fanamafisana ny fiaraha-miasa efa nisy hatramin`izay niaraka amin`ny firenena soisa nandritra ny fotoana maro izay no iraky ity masoivoho vaovao ity. Ohatra ny lafiny ara-barotra, ny fandraharahana ankoatra ny fifandraisana ara-tsosialy izay efa nisy teo amin`ny firenena roa tonta nandritra ny taona maro. Hivelatra amin`ny lafiny hafa ny fiaraha-miasa amin`i Suisse manomboka izao, hoy i Chasper Sarott. Hisy delegasiona mpandraharaha soisa ho avy eto Madagasikara amin`ny herinandro ambony hijery izay mety ho fiaraha-miasa amin`ny resaka fandraisam-bahiny amin`ny maha firenena mahasarika mpizahatany an`i Madagasikara ka hampiroboroboana io sehatra io..

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT