Dossier

Fampandrosoana ny firenena Tokony hianatra ny mpanao politika


  • Zoma 22 Novambra 2019

Maro be ny Antoko Politika mitsangana eto Madagasikara. Mainka anefa mampahantra ny firenena ny fahabetsahan’ireny ary tsy miteraka fampandrosoana.

 

 

 Nanambara ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny fianarana Ecole Supérieure de Droit (ESD) fa tsy maintsy mandalo fampianarana mahakasika ny lalàna sy ny politika ny mpanao politika raha te-hahomby eto amin’ny firenena. Izay ihany koa no mahatonga an’ity fianarana ity ho tsy mampianatra zavatra hafa mihitsy afa-tsy ireo lalam-piofanana 2 ireo. Tsy voatery ho mpanao politika daholo kosa anefa ireo mpianatra mivoaka ao amin’ny ESD, hoy izy ireo fa afaka misehatra amina sehatra maro.300 eo ho eo izay ny mpianatra nandalo tao amin’ity fianarana etsy Nanisana ity nandritra ny 4 taona nijoroany ary hamoaka ny andiany voalohany izay miisa 70 izy ireo amin’ny 5 desambra ho avy izao etsy amin’ny Yandy By Pass.  

Tsirinasolo

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT