- Alarobia 08 Janoary 2020
Dossier.Diaspora Kaomorianina Mampiditra 2 miliara dolara isan-taona
Maherin’ny 150 000 ireo teratany Malagasy monina sy mila ravinahitra any Frantsa.
Hamaky ny tohinyMaherin’ny 150 000 ireo teratany Malagasy monina sy mila ravinahitra any Frantsa.
Hamaky ny tohinyMpitrandraka vato iray ara-dalàna no niharan’ny fandrobana ny 11 septambra lasa teo tao amin’ny fokontany Soatanimbary Kaominina Tanamarina Bekisopa, distrikan’Ikalamavony.
Hamaky ny tohinyVelon-taraina tanteraka ny mponina manamorona iny lalana Boulevard de l’Europe mitohy hatrany amin’ny rocade iny amin’izao fotoana izao. Misy Malagasy mba mividy tany kely
Hamaky ny tohinyEfa manomboka miarin-doha tanteraka ny orinasa mamokatra lamba eto Madagasikara na dia teo aza ny fahapotehana noho ny fanonganam-panjakana nisy tamin’ny taona 2009.
Hamaky ny tohinyBarika miisa 12, fantsona manodidina ny 50 metatra ary fatana natokana ho an’i Biogaz izay fitaovana mitentina 1 200 000 Ariary eo ho eo no ampiasaina hanamboarana ny biogas vita amin’ny tain’omby araka ny voka-pikarohana nataon’i Herimiarana Ricky. A
Hamaky ny tohinyMaro ireo tetikasa hotanterahina ho fanatsarana ny famatsian-drano eto Andrenivohitra sy manerana ny Nosy tahaka ny hatao any Amoronakona sy Mandroseza.
Hamaky ny tohiny