Dossier

MINISTERAN’NY HARENA ANKIBON’NY TANY


  • Alarobia 18 Desambra 2019

Tonga nitsidika ny minisiteran’ny harena ankibon’ny tany ny solontenan’ny Banky iraisam-pirenena omaly tetsy Ampandrianomby.

 

 

Nisy ny dinidinika nijerena ny olan’i Madagasikara sy ireo fanampiana azo hamatsiana vola ny firenena niarahana tamin’ny minisitry ny harena ankibon’ny tany sy ny loharano stratejika, Fidiniavo Ravokatra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT