- Alarobia 15 Janoary 2020
Dossier.Fanamorana ny varotra sy fandraharahana Vola 39,2 tapitrisa Euro no azon’i Madagasikara
Notanterahina omaly tetsy amin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola Antaninarenina ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa amin’ny Banky Afrikanina ho amin’ny Fampandrosoana (BAD) sy ny Vondrona Eoropeanina ary ny Governemanta Malagasy.
Hamaky ny tohiny