Tapatapany

Taratasin’i Jean Farany vao manisy ventiny


  • Alatsinainy 08 Mey 2017

Miarahaba anao Rahalahy Jean ! Mahafinaritra aloha rehefa manao ezaka e ! Fanontaniana manitikitika ihany ny ahy ity aloha ; firy isan-jatonay moa izao no mahatakatra sy mahita ary mahay mikirakira io sehatra asainareo hidiranay io ?

 Efa fantatrareo tsara anie fa nodontoina faran’izay zokiny izahay teto e ! Angaha io fanenjehana ny rivotry ny tandrefana io no anaovana herim-boatay a ! Sao dia mba efa tsy eto ambonin’ny tany intsony ary ianareo izany ? Izy ity tokoa ary aloha sao mba propavandy mialoha ny fotoana. Eo ianareo vao mody farany vao manisy ventiny eo ! Mody atao tandrametaka daholo izay tsy tontosa dia na ny 5% aminay fotsiny aza no mahita azy dia ahafahana miala bala indray hoe efa nanao izahay e !

Marco

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Tapatapany

  • Raharaha
  • Zoma 20 Novambra 2026

Ambohimalaza

  • Tapatapany
  • Sabotsy 10 Jona 2017

TAPATAPANY

  • Tapatapany
  • Alakamisy 15 Desambra 2016

Tapatapany Blueline TV

  • Tapatapany
  • Alakamisy 24 Novambra 2016

TAPATAPANY FARITRA BOENY

Hijery ny tohiny
FTT