Ivandry
Trano iray misy rihana, nirehitra omaly maraina teny Ivandry akaikin'ny siniben-drano. Namoizana ain’olona ity loza ity.
Ambohimahasoa
Hotanterahina anio ny lanonana ofisialy fanombohana ny fizarana « Vatsin’ankohonana » sy ny tetikasa « Ndeha hianatra » ao amin’ny Faritra Matsiatra Ambony.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.