Politique

Voka-pifidianana Analamanga Ny 90% no efa voaangon’ny CENIT


  • Alarobia 05 Aogositra 2015

Ny 90%-n’ny voka-pifidianana eto anivon’ny faritra Analamanga no efa tonga eny anivon’ny Cenit ankehitriny, izany hoe ny vokatra teo anivon’ny distrika 23 amin’ireo 25 misy

 

. Aorian’ny fahatongavan’ny antontan-taratasy farany dia manana 10 andro ny Cenit alohan’ny ivoahan’ny vokatra vonjimaika. Ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana kosa avy eo no mamoaka ny vokatra amin’ny fomba ofisialy rehefa avy nandray ny fitarainan’ny mpitory raha misy izany. Eo amin’ny vokatra indray dia malalaka ny mety hahazoan’ny antokon’ny  fitondrana Hvm ny seza  1 000 ho an’ny ben’ny tanàna izay tanjona notratrariny satria raha ny vokatra tsy ofisialy dia manodidina ny 51 %-n’ny vokatra no azony ankehitriny  

Andry Ratovo  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT