Politique

Rakotomamonjy Jean Max Lasa nitsaitsaika, tonga mangingina


  • Talata 11 Aogositra 2015

Efa tonga vao fantatra fa lasa tany ivelany tany ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Rakotomamonjy Jean Max. Tany Afrika Atsimo

 

 namonjy fivorian’ny Parlemanta Panafrikanina, izay manana ny foibeny atsy Capetown izy sy ny Sekretera jeneraly vaovaon’ny Antenimieram-pirenena Befourouack William. Niala teto Madagasikara izy ireo tamin’ny alakamisy lasa iny, ary niverina ny alahady teo. Tsy nisy fampitam-baovao nilaza izany. Azo antoka anefa fa ofisialy no nivoahan’izy ireo, ary nisy fandaniana ara-bola zakain’ny kitapom-bolam-panjakana amin’izany. Rariny angamba raha mahafantatra ny vokatry ny dian’izy ireo tany, raha mbola fitantanana mangarahara ihany no misy eny Tsimbazaza eny.

Ra-Bri


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT