Politique

Rafolisisoa Hanitriniala UNMDH


  • Zoma 14 Aogositra 2015

Tsy manan-jo hitsara fitoriana sy fitarainana ny Cenit “Nilamina tanteraka ny famoahana ny voka-pifidianana vonjimaika nataon’ny Cenit tety Alarobia androany alarobia 12 aogositra.


Tsy nisy niova izay vokatra azo avy any amin’ireo birao fandantsahambato  fa saika nitovy tamin’izay navoakan’ny Cenit androany avokoa. Mpanara-maso avy amin’ny fiarahamonim-pirenena moa no nahavoafidy ny tena tato anivon’ny Cenit ary dia notanterahina tokoa ny andraikitra. Marihina fa tsy ny mamoaka izay vokatra voarainy fotsiny no anjaran’ny Cenit fa eo ny “tribunal administratif”  handinika sy hitsara ireny fitoriana nataon’ny olon-tsotra sy kandidà isan’isany ireny. Samy manana ny vokatra noeritreretiny moa ny rehetra ka aoka hiandry am-pitoniana ny vokatra ofisialy .

SARY : Rtoa Rafolisisoa Hanitriniala

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT