Politique

Pety Rakotoniaina Nosamborina fa “nanakorontana fifidianana”


  • Sabotsy 01 Aogositra 2015

Nivadika ho fisamborana kandida ny fifidianana Ben’ny tanŕna tao Fianarantsoa tampon-tanŕna omaly. Nosamborin’ny mpitandro ny filaminana ity kandida Ben’ny tanŕnan’ny antoko Tambatra ity, omaly maraina tao Ambatomena, fa «nanakorontana».

 

 

Raha fanazavana nentin'i Riana Andriamandavy VII, lehiben’ny faritra Matsiatra Ambony dia nanakorontana fifidianana i Pety Rakotoniaina, nitety birao fandatsaham-bato nanala ireo trano fisainana. Nisava tsirairay ny mpifidy nilahatra handatsa-bato, koa ireo olony, taorian’ny nahazoan’ireo kandida ankoatra ny an’ny HVM «ordonnance» ahafahana misava mpifidy vokatry ny resaka niely fa misy biela efa vita marika mialoha miparitaka. Taorian’izay no nivoaka ny didy fampisamborana an'i Pety Rakotoniaina, nohon'ny fanakorontanana ny filaminam-bahoaka nataony fa indrindra ny fanakorontanany ny fifidianana. Voasambotra noho izany i Pety Rakotoniaina, notazonin'ny mpitandro ny filaminana mba tsy hanohizany ny asa fanakorontanana nataony. Manohitra ny fisamborana azy ireo kandida Ben’ny tanàna hafa ankoatra ny HVM.

 

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT