Politique

Olon’ny MAPAR Lany vatsy dia mitady toerana


  • Alarobia 19 Aogositra 2015

Manao pi-maso amin’ny HVM ny MAPAR ary milaza fa dia vonona hiditra ao anatin’ny governemanta

 

. Raha ny fanazavan’i Augustin Andriamananoro, filoha lefitra nasionalin’ny MAPAR dia mandrafitra ny fifandanjan-kery politika eto Madagasikara iny fifidianana kaominaly farany teo iny, ka tokony ho taratr’izay ny governemanta mijoro eo mba handraisan’ny tsara sitrapo anjara amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara. “Lany vatsy sahady angaha ny MAPAR no lasa tsara sitrapo ?”, hoy ny mpandinika politika. Sa mitetika ny hanao fitaovana ny minisitera hanomanana ny fifidianana filoham-pirenena ho avy eo ?


Ra-Bri

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT