Politique

Mponin’Anosibe Hanao rodobe hifidy an’i Neny


  • Alarobia 29 Jolay 2015

Raiki-tapisaka amin’ny mponin’Anosibe ny asa maharitra sy raitra nataon’Atoa Marc Ravalomanana tamin’iny faritra iny.

 

 Raha fotaka mandrevo sy kisoa mikarenjy eny ambony fako tokoa mantsy no namantarana an’Anosibe dia novain’i Dada endrika ny tanàna, ho tsy mena-mitaha amin’ireo tanàn-dehibe any ivelany rehetra any. Vita tara ny lalana migodàna, manara-penitra ny tsena sy ny “parking”. Resy lahatra Anosibe fa hotihizan’i Neny Lalao Ravalomanana izay amin’ireo lahatr’asa lehibe efa nampahafantariny tamin’ny fifampikasohany nivantana tamin’ny vahoakan’iny faritra iny nandritra ny fampielezan-kevitra, ka ho avy hanao rodobe handrotsaka ny vato ho an’i Neny.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT