Politique

Masoivohon’i Frantsa - Ambatomena Nilanjan’ny andiana Malagasy maro sainam-pirenena


  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015

Nifamotoana teo anoloan’ny masoivoho frantsay teo Ambatomena ny andiana Malagasy maro samy nitondra sainam-pirenena avy, ny sabotsy teo,

 

naneho fa firenena manana ny hasiny sy ny fiandrianany i Magasikara ka saropiaro amin’izany ny Malagasy. Hetsika fanehoana tsy fankasitrahana ny nisintonan’ny mpikambana iray ao amin’ny komitin’ny Lalaon’ny Nosy nifarana omaly tatsy La Réunion, nisintona sainam-pirenena teny an-tanan’ny atleta Malagasy teo ambony lapihazo handray medaly volamena tamin’ny talata teo. Niainga teny amin’ny tambajotran-tserasera sosialy facebook ny fifanentanan’izy ireo. Nizotra tamim-pilaminana ny hetsika. Tsy naharitra ela rahateo fa minitra vitsy ihany ny hetsika.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT