Politique

Marc Ravalomanana Vita mariazy amin’ny vahoakan’Itasy sy Bongolava


  • Talata 28 Jolay 2015

Fitia mivaly fitia ! Niverina tany Itasy sy Bongolava ny filoha Marc Ravalomanana omaly nanentana ny vahoaka hanao rodobe hifidy sy hametraka ny fitokisany amin’ireo kandida Ben’ny tanŕnan’ny Tiako I Madagasikara

 

, izay izy no filoha nasionaly, hanohizana ny asa fampandrosoana eny ifotony efa natombony fony izy teo amin’ny fitondrana. Nanaraka ny lalam-pirenena voalohany iny izany, nanomboka teo Ampitatafika, Alakamisy, Imeritsiatosika,Soavinandriana, nipaka hatrany Tsiroanomandidy. Mirohotra ny olona amin’izay toerana rehetra nalehany. Hitohy any Vakinankaratra ny diany anio. Hafaliana ny an’ny mpomba ny filoha Ravalomanana sy ny mpanohana ny kandidà Tovo Rabarijaona nahare fa ho avy ny filoha Ravalomanana. Fantatra io nandritra ny hetsika fampielezan-kevitra nataon’ny kandidà Tovo Rabarijaona omaly. Tsy mbola nisy nipika aloha hatreto ny fandaharam-potoana saingy efa mahazatra ny mpanohana ny Tiako I Madagasikara ny “sioka tokana” dia tonga.

Caïus R.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT