Politique

Marc Ravalomanana Nisafidy ny hangina kely aloha


  • Alarobia 19 Aogositra 2015

Tafaverina eto an-drenivohitra rehefa avy niala sasatra kely tany amin’iny faritra andrefan’ny nosy iny Atoa Marc Ravalomanana sy ramatoa vadiny

 


 

. Araka ny angom-baovao natao omaly hariva dia eo am-pandinihana ny voka-pifidianana kaominaly farany teo miaraka amin’ireo mpiara-miasa akaiky aminy eny Faravohitra ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana no sady miandry am-pitoniana ny voka-pifidianana ofisialy ary eo am-pandrafetana ihany koa ny paikady hanatsarany hatrany ny fitantanany ny antoko Tiako I Madagasikara. Mangingina fa tsy mbola naneho ny heviny momba ny raharaha politika eto amin’ny Firenena aloha i Dada, tahaka izany koa ny TIM. Azo antoka kosa anefa fa tsy maintsy ho avy ihany ny fotoana hanambaran’ity antoko ity ny fanapahan-keviny manoloana ny savorovoro manomboka misy amin’ny tontolo politika indray tato ho ato izay sy ny fifohazan’ilay « pacte de responsabilité » ary ny siosion-dresaka momba ny fanovana mpikambana ao amin’ny governemanta.


RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT