Politique

Lisi-pifidianana tsy lavorary Tsy andraikitry ny fokontany


  • Sabotsy 01 Aogositra 2015

Maro ireo olom-pirenena manana kara-pifidianana efa nandatsa-bato tamin’ny fifidianana filoham-pirenena tamin’ny taona 2013 no latsaka tsy voasoratra ao anatin’ilay lisi-pifidianana nohavaozina taorian’ny 15 aprily 2015.

 

 Olom-pirenena misimisy ihany mba tsy ilazana fa tena betsaka no tratran’ity tranga ity raha ny hita teny amin’ny EPP Vohibola nahitana ny fokontany Ankadivato II L, Besarety Ampandrana, Ampahibe ary Ampandrana Andrefana omaly. Nanao ny asany tsara antsakany sy andavany anefa ny teny anivon’ny fokontany, hoy ny sefo fokontany Ampahibe Ratovonindrina Liva Navalona. Tompon’andraikitra feno amin’ny tsy fahalavorarian’ny lisi-pifidianana kaominaly ankehitriny ireo mpikirakira eny anivon’ny ambaratonga ambony, araka ny fanazavana nomen’ity mpitantana eny ifotony ity.

Ramano F.

Sary fampihaingoana : NJAKA

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT