Politique

«Le Grand débat» Miady ny laharana faha-2 ireo kandida 8


  • Alakamisy 30 Jolay 2015

Nikatona tanteraka tamin’ny 6 ora maraina teo ny fampielezan-kevitra ho amin’ny fifidianana kaominaly hifidianana Ben’ny tanŕna sy mpanolotsaina miisa 7321 manerana ny Nosy.

 

 Ho an’Antananarivo renivohitra dia fandaharana adivehitra «Le Grand débat», nifarimbonan’ny CENI-T nanatontosa tamina fahitalavitra tsy miankina iray eto an-drenivohitra, nanasana ireo kandida no namarana azy. Nandritra ilay fifandaharana an-tadatabatra ireo kandida valo nandray anjara tamin’ny adihevitra, no nanovokovoka faramparany sy nanararaotra nanenjika ny fahatarany tamin’ny fampielezan-kevitra hamenoana ny banga tamin’izay heverin’izy ireo fa tsy tafita tany amin’ny vahoaka, sitrany ahay mba tafiditra laharana faharoa amin’ny hazakazaka mankao amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely hotanterahina ny zoma 31 jolay 2015.

Ra-Bri

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT