Politique

Lalatiana Rakotondrazafy « Tsy hihemotra amin’ny sakana izahay »


  • Zoma 17 Jolay 2015

Nanazava ny resaka mandeha mikasika ny mbola tsy nametrahany taratasy fangatahana toerana hahafahana manao fampielezan-kevitra Rakotondrazafy Lalatiana, kandidan’ny ben’ny tanŕnan’Antananarivo

 

. Nambarany tamin’izany fa anio izy sy ireo mpanohana azy vao hiroso amin’ny fanaovana « meeting » raha mbola fanokanana fotsiny ny QG-ny sy Carnaval no nataony  omaly. Nitondrany ny heviny manokana ihany koa ny mikasika ilay didim-pitondrana vaovao navoakan’ny prefen’ny faritra mikasika ny tsy fahafahan’ny kandida mampiasa ny « Sono mobile », sy ilay hoe  tsy mahazo mihoatra ny 50 ny olona hitety isam-baravarana.karazana sakana izany hoy izy, saingy tsy hihemotra amin’izany izahay

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT