Politique

Lalatiana Rakotondrazafy Afaka mampionon-tena


  • Alakamisy 13 Aogositra 2015

Tsy nasian’ny Ceni-T resaka ny mikasika ny fitarainana napetraky ny fikambanana Freedom momba ilay soratra NENY tao amin’ny bileta tokana nisy ny kandidan’ny TIM teto Antananarivo Renivohitra

 

. Midika izany fa voatazona ny fandresen’i Neny eny amin’ny Ceni-T fa izay ho fanapahan-kevitry ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana no sisa. Ny ao amin’io sampam-pitsarana io mantsy no hanapaka farany ny momba ny fizotry ny fifidianana fa raha eo amin’ny vokatra aloha na hitambatra avokoa aza ny vokatra azon’ireo kandida valo sisa nifaninana dia tsy mbola hitovy amin’ny vokatra azon’i Neny Lalao Ravalomanana izany, ka dia efa mahazo mampionon-tena ny amin’izay ho tohin’ny tantara, fa dia efa mazava ny fandresen’i Neny ho Ben’ny tanànan’Antananarivo.

Andry Ratovo


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT