Nandresy ny kandidà TIM, Randrianaivoarison Jaona Lydian nahazo ny 55,20%,
Nanoloana ny kandidà HVM izay nahazo 41,88% araka ny vokatra vonjimaika tamin’ny fifidianana kaominaly natao tamin’ny 31 jolay 2015.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.