Politique

Kiranomena - Fenoarivobe Nandresy ny kandidan’ny TIM


  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015

Tsy mba ny fitarainana faheno etsy sy eroa no zava-nitranga tany Kiranomena Fenoarivobe


eo am-piandrasana ny vokatra ofisialin’ny fifidianana kaominaly notontosaina tamin’ny zoma 31 jolay teo raha ny tati-baovao voaray avy any an-toerana no asian-teny. Nambaran’ity tati-baovao ity mihitsy aza fa nizotra nilamina tamin’ny an-tsakany sy an-davany ny fifidianana sy ny fandraisan’ny rehetra ny vokatra vonjimaika tamin’ny fanisam-bato natao  ny takarivan’io andro io. Voalaza moa fa nahazo ny 55,20%-n’ny vato nanankery, nanoloana ny kandidà HVM izay nahazo 41,88%  ny kandidà TIM, Randrianaivoarison Jaona Lydian.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT