Politique

Kaominina Alasora Anaovan’ny Mapar sy ny tsy miankina angaredona ny MDV


  • Talata 11 Aogositra 2015

Nanitsy ny voalazan’izy ireo ny faran’ny herinandro teo ny fikambanana Mahasoa tamin’ny alalan’ny kandidà Neny Julia sy ny Mapar tamin’ny alalan’ny kandidà Thierry Rabary

 

fa ny kandidan’ny MDV no voakasiky ny fitarainana tamin’ny fifidianana kaominaly teny Alasora ka nitondran’izy ireo ny raharaha any amin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana. Nambaran’ireto kandida ireto fa efa hatramin’ny andron’ny fampielezan-kevitra no nahazo fihantsiana sy fandrahonana samihafa izy ireo. Mbola nohamafisin’izy ireo fa nisy firaisana tsikombakomba sy fanaovana fampielezan-kevitra nandritra ny androm-pifidianana ary koa fizarana vola.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT