Politique

Kaominin’i Tanjombato Hanana lisea no tanjona


  • Alakamisy 13 Aogositra 2015

Nandrombaka ny fandresena fanintelony indray ny Ben’ny tanŕnan’ny antoko Tiko i Madagasikara Rakotondrabe Maurice, etsy Tanjombato

 

. Nahavita fotodrafitrasa maro tao Tanjombato ity Ben’ny tanàna ity ka tsy nahagaga raha namerina fitokisana taminy ny mpifidy. Namboatra ny biraon’ny Kaominina sy ny biraon’ny polisy sy ireo fotodrafitrasa ao an-tsenan’i Tanjombato ihany koa. Tanjombato ihany koa no kaominina manana fiara fitaterana ho an’ny mpianatra mandranto fianarana aty Antananarivo Renivohitra. Momba izay fanabeazana izay dia tanjon’ny Kaominin’i Tanjombato amin’izao fotoam-piasana izao ny hananganana lisea. Momba ireo trano miorina manamorona ny ranon’Ikopa kosa indray dia nanambara Atoa Rakotondrabe Maurice fa hasiana fandinihana manokana miaraka amin’ny APIPA ny handaminana azy ireo.

Andry Ratovo


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT