Politique

Henri Rasamoelina «Izay valim-pifidianana marina avoaka»


  • Sabotsy 08 Aogositra 2015

Niala amin’ny fahanginany ny minisitry ny asam-panjakana sy ny asa ary ny lalŕna sosialy tamin’ny tetezamita, Henri Rasamoelina manoloana ny savorovoro politika miseho ao Fianarantsoa.

 

 Nambarany tamina radio tsy miankina iray eto an-drenivohitra omaly fa «tsy hitondra fampandrosoana velively ny fametrahana Ben’ny tanàna tsy nofidiam-bahoaka». Nahitsy ny teniny nilaza fa «izay valim-pifidianana marina avoaka» mba tsy hampisavorovoro ny saim-bahoaka.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT