Politique

Fitakiana sendikaly Tsy fotoanany izao hoy ny Filoha


  • Alarobia 15 Jolay 2015

Tsy tokony ho ao anatin’izao fotoana anarenana ny firenena sy ao anatin’ny fahasahiranana ara-toe karena izao no anaovana fitakiana sy fitokonanana

 

samihafa hoy ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina teny Andranofeno Ankazobe nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena momba ny trano fonenana. Niantso ny tsirairay ihany koa  ny filoha hijery ny tombotsoan’ny firenena aloha.Mazava izany ny resaka eto fa dia tsy hahazo rariny amin’ny fanjakana ireo sendika manana fitakiana.

 

Andry Ratovo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT