Politique

Fikambanana Mahasoa sy ny Mapar Alasora Ny kandidŕ MDV n°4 no tena voakasiky ny fitarainana


  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015

Nanitsy ny voalazan’izy ireo tao amin’ny lahatsoratry ny gazety Tia Tanindrazana tamin’ny zoma 7 aogositra tak faha-4 ny fikambanana

 Mahasoa tamin’ny alalan’ny kandidà Neny Julia sy ny Mapar tamin’ny alalan’ny kandidà Thierry Rabary fa tsy ny kandidam-panjakana no voakasiky ny fitarainana nataon’izy ireo fa an’ny MDV laharana faha-4. Nambaran’ireto kandida nametraka fitoriana ireto fa efa hatramin’ny andron’ny fampielezan-kevitra no nisotasota azy ireo ity laharana fahefatra ity izay naniraka mpitora-bato mihitsy, manginy fotsiny ny fandrahonana samihafa nahazo manokana ny laharana faha-2 sy  tamin’ireo tompon’ny trano nametraka afisin’izy ireo teo amin’ny tranony. Mbola nohamafisin’izy ireo fa nisy firaisana tsikombakomba sy fanaovana fampielezan-kevitra nandritra ny androm-pifidianana niaraka tamin’ny solontenan’ny PNUD, Rtoa Fatma Samoura, nataon’ity kandidà MDV n°4 ity ary koa fizarana vola.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT