Politique

Fifidianana teto an-drenivohitra Diso safidy ny MFM


  • Sabotsy 01 Aogositra 2015

Na dia tsy nivoaka ofisialy aza ny vokatra tamin’ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsaina nitambatra teto Antananarivo-Renivohitra

 

 dia efa azo ambara fa tsy azo hihodivirana intsony ny fandresena azon’ny kandidà TIM i Neny Lalao Ravalomanana. Raha amin’izay zava-misy izay fotsiny dia azo ambara mazava fa diso fifidy fiaraha-miasa ny antoko MFM nisafidy ny nanohanana kandidà hafa noho ity kandidàn’ny TIM sy ireo mpiara-dalana amin’ity antoko ity izay tsy nahafoy tokoa teo aloha nefa nobaikoan’ny hambom-po diso toerana. Soa fa nisy ny elatra Mfm Raveloson Constant tsy nivadibelirano tamin’ny fiaraha-miasa tamin’ny TIM.

Ra-Bri

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT