Politique

Fifidianana Ben’ny tanŕna Iankinan’ny hoavin’ny firenena


  • Alakamisy 30 Jolay 2015

Iankinan’ny ho avin’ny firenena sy ny fahamarinan-toeran’ny fanjakana izay mety ho vokatry ny fifidianana ben’ny tanŕna eo.

 

 Ny amin’ny mety ho fiovan’ny governemanta dia miankina amin’izay mety ho tanjaky ny antoko eo amin’ny vokatry ny fifidianana no hamaritana indray izay mety ho firafitry ny governemanta vaovao. Ny praiminisitra Ravelonarivo Jean dia efa nanambara fa tsy matahotra izany fanovana ny mpikambana ao amin’ny governemanta izany ny tenany. « Ny Filoham-pirenena no nanendry anay ka raha vita ny iraka nampanaoviny anay dia izy ihany no hampiato anay » hoy ny fanambaran’ny praiminisitra ombieny ombieny. Io ihany koa izany no antony mampikofokofoka mafy ireo ministra tompo-toerana manao izay hahalany ny kandida tohanany satria miankina be dia be amin’izay ny toeran’ny tsirairay.

Antony iray faharoa maha-zava-dehibe ny fahatontosan’ny fifidianana ben’ny tanàna ihany koa dia satria miainga avy eny anivon’ny kaominina indray manomboka izao ny ankamaroan’ny famatsiam-bola avy any ivelany ho fanatanterahana ilay fitsinjaram-pahefana tena izy,fototry ny fampandrosoana ny firenena.

Andry Ratovo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT