Politique

Faradoboka Coliseum Antsonjombe omaly Mai-molotra ny ministra Paul Rabary


  • Alakamisy 30 Jolay 2015

Mai-molotra tanteraka ny ministry ny fanabezam-pirenena Paul Rabary izay nanotrona ny faradoboky ny kandidà iray eto Antananarivo-Renivohitra

 

 omaly alarobia 29 jolay 2015 raha nahita ny fahavitsian’ny olona tonga teny amina’ny Coliseum tany amin’ny 1 ora tolakandro tany efa fotoana nisasahan’ny seho nataon’ireo artista nantsoina hanafana ny fotoana. Vitsy fa tsy araka ny noeritreretina angamba ny olona tonga.

Ra-Bri

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT