Politique

Faneva Rahodina Mazava ny vokatra vonjimaikan’ny fifidianana teo


  • Zoma 14 Aogositra 2015

Iny voka-pifidianana kaominaly vonjimaika navoakan’ny Ceni-T iny dia nahafahan’ny mpanao politika nandray lesona ary mamaly ilay olana nisy teo amin’ny Mapar sy ny

 

Hvm, hoy Atoa Faneva Raholdina mpandalina raharaham-pirenena. Raha iny vokatra vonjimaika iny dia toa mandiso ny filazana ombieny fa ny Mapar no nampandany ny filoha Rajaonarimampianina tamin’ny fifidianana nahalany azy.

Manaraka izay dia heveriko fa tsy azo ihodivirana intsony ny fahalanian’i Neny Lalao Ravalomanana ho Ben’ny tanànan’Iarivo noho ny salanisa be azony. Eto dia tokony hieritreritra dieny izao ny amin’ny 2018 ny TIM.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT