Politique

Fampielezan-kevitra Lamaody ny fitetezana kartie


  • Alakamisy 16 Jolay 2015

Fotoam-pivavahana no hisantaran’ny kandida ben’ny tanànan’ny antoko Tiako i Madagasikara eny Ivato, Penjy Randrianarisoa, ny fampielezan-keviny anio izay harahina fitetezam-paritra sy fokontany

 

rehetra eny Ivato raha fitokanana ireo biraon’ny « quartier général » ny fikambanana Freedom eran’ny Renivohitr’Antananarivo no hanombohan’ny kandida Lalatiana Rakotondrazafy, kandida ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra ny fampielezan-keviny anio. Ho an’ny kandidan’ny Hvm Ravelonanosy Bruno ao  Ankadikely  Ilafy indray dia  eny Ambohitrabiby no  hanaombohany ny  fampielezan-keviny ary harahina fitetezana tanàna  ihany koa izany. Ny kandida Hery Rafalimanana izay tohanan’ny Hvm eto Andrenivohitra kosa dia fantatra fa hiainga eny Antsakaviro misy ny foibeny anio maraina amin’ny 10 ora ka hitety ireo boriborintany enina eto Antananarivo-Renivohitra.

Andry Ratovo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT