Politique

Fampielan-kevitra Hifanotona eny Andohalo ny Arema sy ny Iarivo Mitambatra


  • Alakamisy 16 Jolay 2015

Fitokanana foibe fandrindrana ny fampielezan-kevitra sy fitetezana Fokontany no hanamarika ity andro voalohan’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna ity ho an’ireo mpifaninana sivy eto Antananarivo renivohitra.

 

 Raha toerana miisa 52 no nofaritan’ny prefektiora hahafahana mamory vahoaka hanaovana fampielezan-kevitra, ankoatra ny tanin’olon-tsotra, dia efa misy sahady ny fandaharam-potoana mifanotona anio. Eny Andohalo ohatra dia hifanotona eny anio ny Arema sy ny Iarivo Mitambatra izay samy nandrotsaka kandida. Ny Arema anefa no nametraka fangatahana voalohany ka dia izy no hampiasa ny toerana voalohany, araka ny fandaminan’ny prefektiora.

 

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT