Politique

Didier Ratsiraka Nilentika aiza ?


  • Talata 28 Jolay 2015

Roa andro sisa dia hifarana ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana kaominaly

 

. Isan’ny nampiavaka ny tamin’ity indray mitoraka ity ny firotsahan’ireo filohan’antoko an-tsehatra, mitety Kaominina manohana ireo kandidany avy. Nisongadina hatrany am-boalohany i Marc Ravalomanana, niditra koa farany teo i Andry Rajoelina. Mangina tanteraka kosa i Didier Ratsiraka hatreto, navelany hiady irery ny kandidan’ny AREMA eto Antananarivo Renivohitra Raharinosy Harimanana. Tsy mbola nilaza ampahibemaso anefa i Deba fa nisintaka tamin’ny sehatra politika. Inona ary no anton’ny fahanginany : paik’ady sa fanekena ho resy alohan’ny fotoana ?

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT