Politique

Betafo - Vakinankaratra I Dada no lalana sy fampandrosoana


  • Alarobia 29 Jolay 2015

Mazava ny safidy ho an’i Betafo – Vakinankaratra. Dada no lalana sy fampandrosoana. Noporofoin’i Betafo izany omaly, tamin’ny fahatongavan’izy ireo maro nameno kianja

 

, nanamafisana ny fifampitokisana eo amin’ny roa tonta. Nanentana ny vahoaka Atoa Marc Ravalomanana sady nanolotra ny kandida Ben’ny tanànan’ny TIM. Tongava daholo mifidy ary porofoy fa miaraka amn’ny TIM ny fampandrosoana an’i Betafo. Vonona isika, ka ny tonga miaraka dia fanombohana fa ny miasa miaraka no fahombiazana, hoy izy.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT