Politique

« Assistants Parlementaires » 30 no nahazo fiofanana manokana


  • Talata 18 Aogositra 2015

Anisan’ny lalŕna tokony hojeren’ireo « assistant parlemantaire » nahazo fiofanana tamin’ny Eisa teny Ankorondrano,

 

 hoy ny Sekretera Jeneralin’ny Antenimieram-pirenena, Atoa Befourouack William izay nisolotena ny filohan’ity andrim-panjakana ity tamin’ny lanonam-pamaranana ny fiofanana,  ny mikasika ny resaka fandovàna eto amintsika fa manahirana ny fisitrahan’ny vehivavy andefimandry izany any amin’ny laharana aoriana be any, hoy izy, ary koa ny resaka fanambadiana izay efa tena antitra ny lalàna mikasika azy. 30 tamin’ireo « assitants parlementaires » 32 miara-miasa amin’ireo depiota andriambavilanitra 32 eny amin’ny Antenimieram-pirenena ireto nomena fiofanana mikasika ny lalàna mba hampitomboin’izy ireo ny ambaindain’ny fahaiza-manaony sy ny tena fiaraha-miasa matotra amin’ireo solombavambahoaka soloin’izy ireo tena any anivon’ny distrika misy azy ireo rehefa miatrika fivoriana aty Tsimbazaza.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT