Politique

Antenimieram-pirenena


  • Alarobia 15 Jolay 2015

Mitaky indray ny fampihemorana ny fifidianana kaominaly ireo solombavambahoaka eny amin’ny antenimieram-pirenena ary manitrikitrika ihany koa fa tokony hisy ny fanovana ny mpikambana ao anatin’ny governemanta.


Harin-karena

Maminavina ny tahirim-bola iraisam-pirenena fa ho 3,5% ny fitomboan’ny harinkarena eto Madagasikara amin’ity taona 2015 ity raha toa ka 5% no nihevrena izany teo aloha.Mety mbola hihena aza io salanisa io noho ny fitokonana misy eny amin’ny Air Madagascar sy ny savorovoro politika ary ny fahasarotan’ny fahazoana angovo ho an’ny orinas asy ny isa-tokantrano.

Tale jeneralin’ny Airmad

Manana fe-potoana hatramin’ny 27 jolay ho avy izao hanaterana ny antontan-taratasy momba azy ireo hifaninana amin’ny toerana tale jeneralin’ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar.

Administratera sivily

Nofoanana ny fivoriamben’ireo administratera sivily saika notanteahana omaly 14 jolay mba ho fisorohana ny mety hidirian’ny resaka politika satria hanomboka ny rahampitso alakamisy ny fampieezan-kevitra amin’ny fifidianana kaominaly.tsy mbola fantatra hoe rahoviana indray ny daty hisian’ny fivoriambe.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT