Mazava ny fandresen’ny Tiako i Madagasikara tany amin’ny Kaominina Ankiliabo Distrikan’i Mahabo sy tao
Mahabo tampon-tanàna tamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna natao ny 31 jolay lasa teo. Mandeha anefa resaka fa misy miketrika ny hampitsimbadika ny voka-pifidianana mba hampandresena ireo kandidan’ny antoko eo amin’ny fitondrana, noho ny toromarika avy amina mpitondra ambony. Tsy hanaiky mora izany ny mpomba ny kandida mandresy amin’izao, na mbola vokatra vonjimaika aza no mivoaka.
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.