• Alarobia 28 Septambra 2022
kolontsaina.Karaman’ireo mpitsoka mozika 6 hetsy Ar isan’andro eo rehefa famadihana

Tsy araka ny nanampoizana azy ny karama raisin’ireny mpitsoka mozika ireny amin’izao vanim-potoanan’ny famadihan-drazana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2022
kolontsaina.TENY GASY Ny fanahy no maha-Andria(manjaka)

Tsara levenana ny Mpanjakavavy Elisabeth II, henin-kaja ny Fanjakana britanika. Ny ahy, anatra telo no ho asongadiniko : ny lanjan’ny Tantara, ny fahaiza-manao zavatra, ny fahaiza-miaina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Septambra 2022
kolontsaina.Fitsarana ao Nosy be Misy olona mamaky atody lamokany eo amin’ny varavarana

Velon-taraina ireo mpiasan’ny fitsarana ao Nosy Be sy ireo olona manana raharaha ao amin’ny fitsarana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Septambra 2022
kolontsaina.Asa fiahiana mpanakanto “Ilana saina tia karokaroka foana”

Ilana saina tia karokaro foana ny fiahiana mpanakanto na “Managering”, indrindra, sendra loza tsy ampoizina toy ireny fandalovan’ny Covid 19 teo ireny,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2022
kolontsaina.Fikambanana Ny Apinga Kabary “Fototry ny fampandrosoam-pirenena ny kabary”

15 taona izay no nijoroan’ny fikambanana Ny Apinga kabary ara-panjakana, hoy ny filohany, Manampisoatoavina Mitahiry Fahendrena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2022
kolontsaina.Tolo-tanana ho an’i Ninie Donia Etsy amin’ny Jao’s pub no fotoana

Etsy amin’ny Jao’s pub Ambohipo no fotoana ho tolo-tanana ho an’ny mpanakanto Ninie Donia ho amin’ity zoma 16 septambra ity sy rahampitso sabotsy 17 septambra.

Hamaky ny tohiny
FTT