kolontsaina

Andro iraisampirenena ho an’ny kabary Hiainga eo Anosibe ny diabe


  • Alakamisy 05 Janoary 2023

Hiainga eo Anosibe ny diaben’ny mpikabary malagasy mikambana ao amin’ny Hajan’ny gasy, ny 15 janoary izao ary hihazo ny lalana mankeny amin’ny Parvis Analakely,

hoy ny fampitam-baovao voaray. Hiakatra mankeny Andohalo hanamarika ny "Andro iraisampirenena ho an'ny kabary " avy eo. Azon'ny rehetra hotronina ny fotoana. Hetsika iarahana amin’ny mpikabary manerana izao tontolo izao ity hetsika ity, hoy hatrany ny fanazavana, amin’izay maha andro iraisampirenena azy izay ka ny eto Madagasikara dia ity hatao eny Andohalo ity no hiarahana sy karakarain'ny Ministeran’ny serasera sy ny kolontsana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT