kolontsaina

Tempo gaigy Antsirabe no hisantarana ny 2023


  • Alakamisy 05 Janoary 2023

Ao Antsirabe, ilay tanàna nahabe, no nofidian’ny tarika mpiangaly ny gadona Dance, Tempo gaigy, hisantarana ny taona 2023.

Ny alin’ny rahampitso zoma io manomboka amin’ny 9 ora alina ao amin’ny Code 110. Ao indray izany no hanakoako ry “Ramose tantanta” sy ry “Ranomaso efa ritra” na koa ry “Sambatra indrindra” sy ireo vokatra faraparan’izy ireo taty aoriana taty. Miala an’I By pass, araka izany, dia Bira.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT