• Alatsinainy 05 Septambra 2022
kolontsaina.Tovolahy nanota fady Avotra rehefa nanaovan’ny Fiangonana asa fampaherezana

Rakotonjanahary Herinirina, tovolahy iray 21 taona, no nahavoadaka sy nahavoahitsaka bibilava iray tao amin'ny saha iray ao Ankaditoho Tsimbazaza, ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Septambra 2022
kolontsaina.Fampirantiana “La nouvelle main” Mpanakanto Malagasy vaovao miisa 4 no asongadina

Manomboka rahampitso sabotsy 3 septambra 2022 dia azon’ny rehetra tsidihina etsy amin’ny Hakanto Contemporary

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Septambra 2022
kolontsaina.Pr Jeannot Fils Ranaivoson “Tsy teny frantsay ihany no niavian’ny teny malagasy”

Fiaraha-miasa eo amin’ny foibe momba ny teny ao amin’ny Akademia malagasy sy ny mpampianatra mpikaroka momba ny haiteny, ny Pr Jeannot Fils Ranaivoson,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Septambra 2022
kolontsaina.Mpanakanto Marghe Namoaka ny rakikirany voalohany

Namoaka ny rakikirany voalohany ilay mpanankato malagasy tompondaka tamin’ny fifaninanan-kira frantsay, The Voice 2021, Marghe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2022
kolontsaina.Famoran-jaza Tsy ahitan-tory ny alim-pandihizana eny ambany tanàna

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fotoana fanaovana famadihan-drazana sy famoran-jaza isika izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Aogositra 2022
kolontsaina.Haingo Paradis “Mila omena vahana ny fanabeazana”

Mivoatra sy miha mahatsiravina hatrany amin’izao fotoana izao ny fitsaram-bahoaka eto Madagasikara, hoy ny mpanabe sady mpandinika fiarahamonina, Haingo Paradis.

Hamaky ny tohiny
FTT