• Alarobia 12 Oktobra 2022
kolontsaina.TENY GASY Klopp : nivavahana omaly, ho voaroaka rahampitso

Ny Premier League no heverin’ny maro fa fifaninam-pirenena avo lenta sy sarotra maneran-tany. Miteny amin’izao tontolo izao ny anaran’ny tarika anglisy mahay indrindra : Liverpool, Manchester United, Chelsea, Manchester City, Arsenal.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Oktobra 2022
kolontsaina.AmbondronA Tena mbola henjana 20 taona aty aoriana

Ny ngeza ngeza eny foana raha ny tarika Ambondrona no resahana. Mbola mipetraka ny maha tarika goavana sy matanjaka an-dry AmbondronA ao anatin'izao fankalazana ny faha 20 taonan'ny tarika izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2022
kolontsaina.Antenimieran’ny Andriana Merina “Tsy misy mitsodrano zavatra tsy fantatra izany”

Ny tenako dia nantsoin'ny tale jeneralin'ny ministeran'ny kolotsaina sy ny serasera, hoy ny mpandrindra ny AAM na “Antenimieran’ny andriana merina”, Rason Rajaoson.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2022
kolontsaina.Fanovana atao eny amin’ny Rova “Izay nanota fady teo niongana avokoa…”

Niparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera omaly ny sary maneho ny fikitihana sy fanamboarana indray eny Anatirova. Ny tranovola no amboarina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2022
kolontsaina.Antoko Malagasy Miara-Miainga “Tsy manaraka toetr’andro ny “Logiciel sigle”-n’ny CENI

Anisan’ireo niatrika ny fampahafantarana ilay rindrambaiko na “Logiciel” eo anivon’ny CENI, ampiasaina amin’ny fanatanterahana ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana ny eo anivon’ny antoko politika Malagasy miara-miainga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2022
kolontsaina.Fampisehoana “Mihetsika” Hanambatra mozika sy hatsikana ary hosodoko

Etsy amin’ny Kudeta Carlton Anosy no fotoana rahampitso 29 septambra ao anatin’ilay fampisehoana mitondra ny lohateny hoe “Mihetsika”.

Hamaky ny tohiny
FTT