• Alakamisy 27 Oktobra 2022
kolontsaina.Ady seza ho mpanjaka Raikitra ny sakoroka tao Vohibolo - Vohipeno

Raikitra ny rotaka tany Vohibolo Kaominina Ankaribary any Vohipeno ny marainan’ny omaly alarobia 26 oktobra 2022 noho ny lonilony ara-piarahamonina momba ny fisafidianana izay ho Mpanjaka tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
kolontsaina.OKTOBERFEST 2022 Hanomboka anio ary haharitra herinandro

Raikitra ny Oktoberfest taona 2022. Hanomboka anio zoma 21 oktobra ny hetsika haharitra fito andro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
kolontsaina.Kolotsaina Notolorana mariboninahitra ny Grand Maître Tianjama

Notolorana mari-boninahitra ny mpanakanto grand maître Tianjama izay andrarezin’ny mozika any amin’ny faritra Sofia.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
kolontsaina.TENY GASY Taxibe, vélo-taxi, cyclo-pousse : fitateran’ny fahantrana

Ny fahantrana no niteraka ny taxibe. Hatramin’ny taona 1970-1980, mbola nisy soa aman-tsara ny «autobus». Nahay nanaja «arrêt» ny olona ;

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2022
kolontsaina.Sendikan’ny Artista “Efa tena lasa Minisiteran’ny Setrasetra sy Kakay io”

Miditra amin’ny dingana ambony kokoa ny sendikan’ny artista, izay mitsipa-doha tanteraka ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
kolontsaina.Fifaninanana robotika iraisampirenena Nahazo fanampiana avy amin’ny filoha ny ekipa Malagasy

Nihaona tamin’ny Talen'ny Kabinetra eo anivon'ny Fiadidian’ ny Repoblika Rtoa Baomiavotse Vahinala Raharinirina omaly ireo tanora hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny Fifaninana Iraisam-pirenena momba ny Robotika,

Hamaky ny tohiny
FTT